Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 37:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny rahalahiny taminy: Moa hanjaka aminay tokoa va ianao? na hanapaka anay tokoa va ianao? Ary izany nofiny sy teniny izany dia vao mainka nankahalany azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:8 amin'ny teny manodidina.