Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 37:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'ny rahalahiny fa Josefa no tian'ny rainy mihoatra noho izy mirahalahy avy, dia nankahala azy izy ka tsy nahazaka hanao teny tsara taminy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:4 amin'ny teny manodidina.