Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 37:27 Malagasy Bible (MG1865)

Andeha hamidintsika amin'ireo Isimaelita ireo izy, ary aoka tsy haninona azy ny tanantsika; fa rahalahintsika sy nofontsika ihany izy. Dia nanaiky ny rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:27 amin'ny teny manodidina.