Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 37:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no tantaran'i Jakoba: Rehefa fito ambin'ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin'ny rahalahiny izy (fa mbola zaza izy), dia tamin'ny zanak'i Bila sy ny zanak'i Zilpa, vadin'i Jakoba rainy; ary Josefa nitati-bolana tamin-drainy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:2 amin'ny teny manodidina.