Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 37:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Tsy miandry ondry any Sekema va ny rahalahinao? Avia mba hirahiko hankany aminy ianao. Ary hoy izy taminy : Inty Aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:13 amin'ny teny manodidina.