Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 34:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zanak'i Jakoba dia tonga avy tany an-tsaha, rehefa nandre izy, ka nalahelo sady tezitra indrindra, satria Sekema efa nanao izay fady indrindra teo amin'ny Isiraely noho ny nandriany tamin'ny zanakavavin'i Jakoba; fa zavatra izay tsy tokony hatao izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:7 amin'ny teny manodidina.