Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 34:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tamin'ny andro fahatelo, rehefa ilay narary mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak'i Jakoba roa lahy, dia Simeona sy Levy, anadahin'i Dina, ka niakatra sahisahy tao an-tanàna, dia namono ny lehilahy rehetra tao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:25 amin'ny teny manodidina.