Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 34:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ireo olona ireo mipetraka tsara eto amintsika, dia aoka honina eto amin'ny tany izy ka hanao varotra eto; fa. indro, ny tany dia malalaka eo anoloany; ny zananivavy dia aoka halaintsika ho vadintsika, ary ny zanatsika vavy dia aoka homentsika azy kosa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:21 amin'ny teny manodidina.