Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 34:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy nitaredretra ilay zatovo hanao izany zavatra izany, satria efa tia ny zanakavavin'i Jakoba izy. Ary izy no nalaza indrindra tamin'izay rehetra tao an-tranon'ny rainy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:19 amin'ny teny manodidina.