Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 34:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Sekema tamin'ny rain'i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:11 amin'ny teny manodidina.