Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 32:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanome teny azy izy ka nanao hoe: Izao no holazainareo amin'i Esao tompoko: Izao no tenin'i Jakoba mpanomponao: Efa nivahiny tany amin'i Labana aho ka nitoetra tany mandraka ankehitriny;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:5 amin'ny teny manodidina.