Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 32:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin'ny olona ianao ka nahery.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:29 amin'ny teny manodidina.