Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 32:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy, ary izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko, ka nanao hoe: Araka izany teny izany no lazaonareo amin'i Esao, raha hitanareo izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:20 amin'ny teny manodidina.