Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 31:53 Malagasy Bible (MG1865)

Ny andriamanitr'i Abrahama sy ny andriamanitr'i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain'izy mirahalahy anie hitsara antsika. Fa Ilay natahoran'i Isaka rainy kosa no nianianan'i Jakoba.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:53 amin'ny teny manodidina.