Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 31:47 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny anaran'ny antontam-bato dia nataon'i Labana hoe Jegara-sahadota; fa Jakoba kosa nanao azy hoe Galeda.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:47 amin'ny teny manodidina.