Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 30:40 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zanak'ondry navahan'i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin'ny ondry aman'osin'i Labana; ary natokany izay ondry aman'osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin'ny ondry aman'osin'i Labana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:40 amin'ny teny manodidina.