Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 30:35 Malagasy Bible (MG1865)

Dia navahany tamin'izany andro izany ny osilahy sadika sy sada, ary izay osivavy rehetra mara sy sada, dia izay rehetra nisy fotsy, ary ny mainty rehetra teo amin'ny ondry; dia natolony teo an-tanan'ny zananilahy ireny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:35 amin'ny teny manodidina.