Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 30:32 Malagasy Bible (MG1865)

Handeha hitety ny ondry aman'osinao rehetra aho anio ka hanavaka ny mara sy ny sada rehetra, ary ny mainty rehetra eo amin'ny ondry ary ny sada sy ny mara eo amin'ny osy; koa ireny no ho karamako.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:32 amin'ny teny manodidina.