Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 30:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nirehitra tamin-dRahely ny fahatezeran'i Jakoba, ka hoy izy: Solon'Andriamanitra, Izay nahamomba anao tsy hiteraka, va aho?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:2 amin'ny teny manodidina.