Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 30:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hariva, rehefa tonga avy tany an-tsaha Jakoba, dia nivoaka nitsena azy Lea ka nanao hoe: Ho ato amiko no halehanao; fa ny dodaiman'ny zanako no efa nakaramako anao tokoa. Dia nandry taminy izy tamin'iny alina iny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:16 amin'ny teny manodidina.