Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 3:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin'ny menarana: Satria nanao izany ianao, koa amin'ny biby fiompy rehetra sy ny bibi-dia rehetra dia ianao no voaozona: ny kibonao no handehananao, ary vovo-tany no hohaninao amin'ny andro rehetra hiainanao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 3

Jereo Genesisy 3:14 amin'ny teny manodidina.