Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 29:8 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy: Tsy azonay hatao izany, raha tsy efa tafangona avokoa ny andian'ny ondry aman'osy rehetra, ka hakodian'ny olona ny vato hiala amin'ny vavan'ny lavaka fantsakana; dia vao hampisotro ny ondry aman'osy izahay.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:8 amin'ny teny manodidina.