Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 29:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nangonina teo ny andian'ny ondry aman'osy rehetra, dia nakodian'ny olona ny vato hiala amin'ny vavan'ny lavaka fantsakana, ka nampisotroiny ny ondry aman'osy; ary dia naveriny indray ny Vato ho eo am-bavan'ny lavaka fantsakana ho amin'ny fitoerany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:3 amin'ny teny manodidina.