Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 29:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa maraina ny andro, indro fa Lea izy; dia hoy Jakoba tamin'i Labana: Ahoana izao nataonao tamiko izao? Moa tsy Rahely va no nanompoako anao? Ka nahoana no nofitahinao aho?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:25 amin'ny teny manodidina.