Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 28:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Isaka nampandeha an'i Jakoba ka dia lasa izy nankany Mesopotamia, ho any amin'i Labana, zanak'i Betoela Syriana, anadahin-dRebeka, renin'i Jakoba sy Esao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:5 amin'ny teny manodidina.