Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 28:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivoady Jakoba ka nanao hoe: Raha homba ahy Andriamanitra ka hiaro ahy amin'izao lalana alehako izao, ary hanome ahy mofo hohaniko sy lamba hitafiako,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:20 amin'ny teny manodidina.