Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 28:14 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny taranakao ho be tahaka ny vovoka amin'ny tany; dia hiely any andrefana sy any atsinanana ary any avaratra sy any atsimo ianao; ary aminao sy ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:14 amin'ny teny manodidina.