Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 28:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanonofy izy, ka, indro, nisy tohatra niorina tamin'ny tany, ka nipaka tamin'ny lanitra ny lohany; ary, indreo, nisy anjelin'Andriamanitra niakatra sy nidina teo aminy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:12 amin'ny teny manodidina.