Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 27:45 Malagasy Bible (MG1865)

eny, mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao aminao, ka ho hadinony izay nataonao taminy; dia haniraka aho ka hampaka anao any; hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy indray andro?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:45 amin'ny teny manodidina.