Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 27:43 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ankehitriny, anaka, araho ny teniko; miainga ka mandosira ho any Harana, dia any amin'i Labana anadahiko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:43 amin'ny teny manodidina.