Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 27:36 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Esao: Moa tsy mandia va ny anarany hoe Jakoba? fa efa namingana ahy indroa izy izao: ny fizokiako efa nalainy; ary, indro, ankehitriny lasany koa ny tso-dranoko. Ary hoy kosa izy: Tsy mba nitahiry tso-drano ho ahy va ianao?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:36 amin'ny teny manodidina.