Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 27:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanatona izy ka nanoroka azy; ary Isaka nandre ny fofon'ny fitafiany, dia nitso-drano azy ka nanao hoe: E! ny fofon'ny zanako. Dia tahaka ny fofon'ny saha izay notahin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:27 amin'ny teny manodidina.