Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 26:22 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa koa indray; fa io kosa tsy mba niadiany; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Efa nomen'i Jehovah toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eo amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 26

Jereo Genesisy 26:22 amin'ny teny manodidina.