Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 25:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny zanak'ireo vaditsindranony hafa, izay nananan'i Abrahama, dia samy notolorany avy ka nampandehaniny, dieny mbola velona izy, hiala amin'Isaka zanany hiantsinanana ho any amin'ny tany atsinanana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 25

Jereo Genesisy 25:6 amin'ny teny manodidina.