Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 25:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny taranany nonina hatrany Havila ka hatrany Sora, izay tandrifin'i Egypta amin'ny lalana mankany Asyria; nifanandrify tamin'ny rahalahiny rehetra no nitoerany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 25

Jereo Genesisy 25:18 amin'ny teny manodidina.