Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:7 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, Izay naka ahy niala tamin'ny tranon'ny raiko sy tamin'ny tany nahaterahako, sady niteny tamiko sy nianiana tamiko hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity, dia Izy no haniraka Ilay Anjeliny eo alohanao, ka any no hakanao vady ho an'ny zanako.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:7 amin'ny teny manodidina.