Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:58 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niantso an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Handeha hiaraka amin'io lehilahy io va ianao? Ary hoy izy: Handeha aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:58 amin'ny teny manodidina.