Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:55 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny anadahin-dRebeka sy ny reniny: Aoka hitoetra atỳ aminay andro vitsivitsy ny zazavavy, na dia hafoloana ihany aza; fa rehefa afaka izany, dia handeha izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:55 amin'ny teny manodidina.