Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:52 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon'i Abrahama, dia niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:52 amin'ny teny manodidina.