Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:47 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanontany azy aho ka nanao hoe: Zana-jovy moa ianao? Ary hoy izy: Zanak'i Betoela, zanakalahin'i Nahora, aho, izay naterak'i Milka taminy. Dia nataoko teo anorony ny kavin'orona, ary ny haba teny amin'ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:47 amin'ny teny manodidina.