Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa antitra Saraha, vadin'ny tompoko, dia niteraka zazalahy tamin'ny tompoko izy; ary efa natolotry ny tompoko ho an'ny zanany izay rehetra ananany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:36 amin'ny teny manodidina.