Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa hitany ny kavin'orona sy ny haba teny an-tànan 'ny anabaviny, sady efa reny ny tenin-dRebeka anabaviny nanao hoe: Izany no nolazain-dralehilahy tamiko, dia nankeo amin-dralehilahy izy; ary, indro, mbola nijanona teo anilan'ny rameva teo am-pantsakana ralehilahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:30 amin'ny teny manodidina.