Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nampisotro azy izy, dia hoy koa izy: Ny ramevanao koa andeha hantsakako hosotroiny ambara-pahatapiny misotro.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:19 amin'ny teny manodidina.