Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:14 Malagasy Bible (MG1865)

koa izay zazavavy hilazako hoe: Mba areno kely ny sininao hisotroako, ka hamaly hoe izy: Misotroa, sady hampisotro ny ramevanao koa aho : dia izy ihany no aoka ho voatendrinao ho an'Isaka mpanomponao; ary izany no hahafantarako fa nasianao soa ny tompoko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:14 amin'ny teny manodidina.