Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 24:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy: Jehovah ô, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, ambino aho anio, ary asio soa Abrahama tompoko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:12 amin'ny teny manodidina.