Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 22:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga teo amin'ny tany izay efa nolazain'Andriamanitra taminy izy, dia nanorina ny alitara teo Abrahama ka nandahatra ny kitay; dia namatotra an'i Isaka zanany izy ka nametraka azy tambonin'ny alitara teo ambonin'ny kitay.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 22

Jereo Genesisy 22:9 amin'ny teny manodidina.