Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 22:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Isaka niteny tamin'i Abrahama rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! dia hoy izy: Inty aho, anaka. Ary hoy izy: Indreto ny afo sy ny kitay; fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 22

Jereo Genesisy 22:7 amin'ny teny manodidina.