Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 21:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izy: Mba horaisinao avy amin'ny tanako ireo ondrivavy kely fito ireo ho vavolombelona amiko fa izaho nihady io lavaka fantsakana io.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:30 amin'ny teny manodidina.