Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 21:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ren'Andriamanitra ny feon'ny zaza, dia niantso an'i Hagara Ilay Anjelin'Andriamanitra tany an-danitra ka nanao taminy hoe : Inona izato manjo anao, ry Hagara ? Aza matahotra, fa efa ren'Andriamanitra ny feon'ny zaza eo amin'ny itoerany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:17 amin'ny teny manodidina.