Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 21:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifoha maraina koa Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra iray feno rano, ary nomeny an'i Hagara ka napetrany teo an-tsorony ary natolony azy koa ny zaza, dia nampandehaniny izy mianaka; ary lasa nandeha izy ka nirenireny tany an-efitr'i Beri-sheba.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:14 amin'ny teny manodidina.